III. Andraikitra sy fandraisana anjara
Laharana 1921 amin’ny Katesizy
Miasa amin’ny fomba ara-drariny ny fahefana mifehy raha milofo amin’ ny fikatsahana ny soa iombonan’ny fiaraha-monina izy. Mba hahatratrarany izany, dia tsy maintsy mampiasa ny fomba azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy.