III. Andraikitra sy fandraisana anjara

Laharana 1920 amin’ny Katesizy

“Ao amin’ny toetra maha-olombelona ny olombelona no fototra iorenan’ ny fiainam-bahoaka sy ny fahefan’ny Fanjakana, ary ao amin’izany no iankinan’izy ireo avy amin’ny fandaharana naraikitr’Andriamanitra”[36].

Loharano ôfisialy ↗