IV. Ny fitsaràna diso
Laharana 1802 amin’ny Katesizy
Ny Tenin’Andriamanitra no fahazavana mitsilo ny diantsika. Ilaintsika ny mitsakotsako azy amin’ny finoana sy amin’ny fivavahana, sy ny mampihatra azy amin’ny fiainana. Ary amin’izany no hibeazan’ny kônsiansy.