IV. Ny fitsaràna diso
Laharana 1801 amin’ny Katesizy
Mety hijanona ao anatin’ny tsy fahalalana na hitondra ho amin’ny fitsaràna diso ny kônsiansy môraly. Tsy hoe manafaka lalandava amin’ny maha-meloka akory ireny tsy fahalalana mbamin’ny fahadisoana ireny.