III. Iray ihany ny finoana

Laharana 176 amin’ny Katesizy

Ny finoana dia firaiketan’ny olombelona tsirairay amin’Andriamanitra izay manambara ny Tenany. Izany dia miaraka amin’ny firaiketan’ny saina aman-tsitrapo amin’ny Fanambaràna nataon’ny Tenan’Izy Andriamanitra  tamin’ny alalan’ireo asany sy ireo teniny.

Loharano ôfisialy ↗