III. Iray ihany ny finoana
Laharana 175 amin’ny Katesizy
“Tandremantsika fatratra io finoana izay noraisintsika tamin’ny Fiangonana io, satria noho ny asan’ny Fanahin’Andriamanitra, tahaka ny tahiry sarobidy voahidy ao anatin’ny tavoara tsara, dia tsara ny manavao sy manatanora tsy an-kijanona an’ilay tavoara mirakitra izany”[194].
FAMINTINANA