Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1706 amin’ny Katesizy

Ny olombelona, amin’ny alalan’ny sainy, dia mahalala ny feon’ Andriamanitra izay manery azy “hanao ny tsara sy handositra ny ratsy”[25]. Voatery ny tsirairay hanaraka io lalàna io izay manako ao amin’ny kônsiansy, sy hanatanteraka izany amin’ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana. Ny fampiasana ny fiainana ara-môraly no manamarina ny fahamendrehan’ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗