Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1705 amin’ny Katesizy

Ny olombelona, noho ny herin’ny fanahiny sy ny herin’ny sainy mahiratra ary ny herin’ny sitrapony, dia nomena fahafahana, izay “famantarana manokana ny maha-endrik’Andriamanitra azy”[24].

Loharano ôfisialy ↗