IV.Ny vokatry ny sakramentan’ny Fanambadiana

Laharana 1638 amin’ny Katesizy

“Avy amin’ny fanambadiana vanona no teraka eo amin’ny mpivady ny fifamatorana araka ny toetrany voa-Janahary maha-mandrapahafaty sy maha-tokana azy ; afa-tsy izany, amin’ny fanambadiana kristianina, ankaherezina sy tena hamasinin’ny sakramenta manokana ho amin’ny adidy sy ny fahamendrehan’ny toe-piainan’izy ireo, ny mpivady”[156].

Loharano ôfisialy ↗