XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana

Laharana 1491 amin’ny Katesizy

Ny sakramentan’ny Fivalozana dia miorina amin’ny asa telo ataon’ny mpivalo, sy amin’ny famelan-keloka omen’ny Pretra. Ny asa ataon’ny mpivalo dia : ny fanenenana, ny fikônfesena na filazana ny fahotana amin’ny Pretra ary ny fikasana hanatanteraka ny fanonerana sy ny tsanganasam-panonerana.

Loharano ôfisialy ↗