“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio

Laharana 1387 amin’ny Katesizy

Mba hiomanana amin’ny fomba mendrika handray ity sakramenta ity, ny mpino dia hitandrina ny fifadian-kanina voadidy ao amin’ny Fiangonan’izy ireo[77]. Ny fihetsika aseho  (fihetsiky ny tena, fitafiana) no haneho ny fanajana, ny fanetriketrehana, ny hafaliana amin’io fotoana izay i Kristy no tonga mpampiantrano antsika io.

Loharano ôfisialy ↗