III. Ny vokatry ny Fankaherezana
Laharana 1305 amin’ny Katesizy
Ny “marika” no mandavorary ny fisoronana iombonan’ny mpino, noraisina tamin’ny Batemy, ary “ny vita Fankaherezana dia mandray ny hery hanambaràna ampahibemaso ny finoana an’i Kristy, sy mba hizakana adidy aman’andraikitra (quasi ex officio)”[135]