III. Ny vokatry ny Fankaherezana
Laharana 1302 amin’ny Katesizy
Hita amin’ny fankalazana fa ny vokatry ny sakramenta Fankaherezana dia ny firotsahan’ny Fanahy Masina manokana, tahaka ny nanomezana izany fahiny tamin’ny apôstôly ny andron’ny Pantekôty.