Ny fankalazana amin’ny Fankaherezana

Laharana 1301 amin’ny Katesizy

Ny oroka fanomezam-piadanana izay mamarana ny fombam-pivavahan’ ity sakramenta ity dia mampahafantatra sy maneho ny fiombonan’ny Fiangonana amin’ny Eveka sy amin’ny mpino rehetra[129].

Loharano ôfisialy ↗