“Zavaboary vaovao”

Laharana 1265 amin’ny Katesizy

Tsy hoe manadio fotsiny ny fahotana rehetra ny Batemy, fa mahatonga koa ny zazavao amin’ny finoana ho “zavaboary vaovao” (2 Kôr 5,17), ho zanaka atsangan’Andriamanitra[67] izay tonga mpandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra[68], rantsambatan’i Kristy[69] sy mpiray lova Aminy[70], tempolin’ny Fanahy Masina[71].

Loharano ôfisialy ↗