Finoana sy Batemy

Laharana 1255 amin’ny Katesizy

Mba hahafahan’ny fahasoavan’ny Batemy mivelatra, zava-dehibe ny fanampian’ireo ray aman-dreny. Eo koa ny anjara toeran’ny rayna nyreny mpiantoka, izay tsy maintsy ho mpino marim-pototra, afaka sy vonona hanampy ny vao vita Batemy, na ankizy na olon-dehibe, eny an-dalany amin’ny fiainana kristianina[54]. Tena asam-piangonana tokoa (officium)[55] ny lahasan’izy ireo. Ny ankohonam-piangonana manontolo dia samy miantso-roka ny anjara andraikitra amin’ny fampivelarana sy ny fitahirizana ny fahasoavana noraisina tamin’ny Batemy.

Loharano ôfisialy ↗