Ny Batemin-jaza

Laharana 1251 amin’ny Katesizy

Ho fantatry ny ray aman-dreny kristianina fa io fomba fanao io dia mifanaraka koa amin’ny andraikitra maha-mpamelona azy ireo amin’ny fiainana izay nankinin’Andriamanitra tamin’izy ireo[50].

Loharano ôfisialy ↗