Ny katekomena “dia efa tafaray amin’ny Fiangonana, efa anisan’ny ao an-tranon’i Kristy, ka tsy mahagaga raha miaina ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana izy ireo”[45]. “Efa mambomba azy ireo ho toy ny ankohonany ao anatin’ny fitiavany amin’ny fikarakarana azy ireo, ny Fiangonana Reny”[46].