IV. Iza no mahazo mandray ny Batemy ?

Laharana 1246 amin’ny Katesizy

“Ny olombelona rehetra tsy mbola vita batemy, ary izy ihany, no mahazo mandray ny Batemy”[43].

Loharano ôfisialy ↗