Ny dikan’ny famantarana ampiasaina amin’ny fankalazana
Laharana 1245 amin’ny Katesizy
Ny tsodrano manetriketrika no mamarana ny fankalazana ny Batemy. Amin’ny fotoana fanaovana Batemin-jaza vao teraka, dia mitana toerana manokana ny fitsofan-drano ny reny.