Ny Testamenta Taloha
Laharana 121 amin’ny Katesizy
Fizarana iray tsy azo esorina amin’ny Soratra Masina, ny Testamenta Taloha.Fitsilovana avy amin’Andriamanitra sy mitahiry soatoavina maharitra sady tsy miova ny boky rehetra ao[119], satria tsy nofoanana na oviana na oviana ny Fanekem-pihavanana Taloha.