Ireo mankalaza amin’ny litorzia any an-danitra
Laharana 1139 amin’ny Katesizy
Amin’izany litorzia maharitra mandrakizay izany no ampandraisan’ny Fanahy sy ny Fiangonana anjara antsika rahefa mankalaza ny misterim-pamonjena ao amin’ireo sakramenta isika.