III. Ny Fanahy Masina, mpivaofy ny Soratra Masina

Laharana 109 amin’ny Katesizy

Ao amin’ny Soratra Masina, miteny amin’ny olombelona araka ny fomban’ olombelona Andriamanitra. Mba hivoasana tsara ny Soratra Masina, tsy maintsy tandremana izany izay noheverin’ny olombelona mpanoratra hambara marina sy izay tena sitrak’Andriamanitra  haseho antsika amin’ny alalan’ny tenin’izy ireo[100].

Loharano ôfisialy ↗