I. I Kristy – Teny tokan’ny Soratra Masina

Laharana 103 amin’ny Katesizy

Noho izany antony izany, hajain’ny Fiangonana lalandava ny Soratra Masin’Andriamanitra, tahaka ny hanajany koa ny Vatan’ny Tompo. Tsy mitsahatra izy manolotra ho an’ny mpino ny Mofon’aina raisiny eo amin’ny Latabatry ny Tenin’Andriamanitra sy ny Vatan’i Kristy[91].

Loharano ôfisialy ↗