Ny fitomboana amin’ny fahalalana ny finoana
Laharana 100 amin’ny Katesizy
Ny fiadidiana hivaofy amim-pahamarinana ny Tenin’Andriamanitra dia nankinina irery ihany amin’ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny Papa sy amin’ireo Eveka miombona aminy.