Ny fitomboana amin’ny fahalalana ny finoana
Laharana 98 amin’ny Katesizy
“Amin’ny fitambaram-pampianarany, amin’ny fiainany ary amin’ny fanompoany ara-pivavahana ny Fiangonana no mampaharitra lalandava sy mampita amin’ny taranaka tsirairay avy, izay rehetra maha-izy azy sy izay rehetra inoany”[87].