II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany

Laharana 960 amin’ny Katesizy

“Fiombonan’ny Olomasina” ny Fiangonana : izany fombam-piteny izany dia manondro ny “zava-masina” (sancta) aloha, ka voalohany indrindra amin’izany ny Eokaristia, izay amin’izany “no anehoana sy anatontosana ny firaisan’ny mpino izay miforona ho Vatana iray ihany ao amin’i Kristy”[514].

Loharano ôfisialy ↗