Ny fitomboana amin’ny fahalalana ny finoana

Laharana 95 amin’ny Katesizy

“Mazava àry fa ny Lovam-pampianarana Masina, ny Soratra Masina ary ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny alalan’ny fandaminana araka ny tena fahendren’Andriamanitra, dia mifamatotra sy mifampiankina tokoa amin’izy samy izy, hany ka tsy misy amin’ireo singam-pampianarana ireo maharitra raha tsy eo ny hafa, ary izy rehetra miaraka, samy araka ny fomban’ny tsirairay avy, noho ny asan’ny Fanahy Masina iray ihany, dia manampy amim-pomba mandaitra amin’ny famonjena ny fanahy”[85].

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗