Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy

Laharana 943 amin’ny Katesizy

Noho ny iraka maha-mpanjaka azy ireo, ny lahika dia manana fahefana hamongotra ny fahotana sy ny fanjakany ao amin’ny tenan’izy ireo sy eo amin’izao tontolo izao, amin’ny alalan’ny fahafoizan-tenan’izy ireo sy ny fahamasinam-piainan’izy ireo[495].

Loharano ôfisialy ↗