Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy
Laharana 938 amin’ny Katesizy
Ny Eveka rehetra, napetraky ny Fanahy Masina, no mandimby ny apôstôly. Izy ireo “tsirairay araka ny anjara asany, no fototra hita maso sy fanorenana ny firaisana ao amin’ny Fiangonan’izy ireo eo an-toerana”[492].