Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy

Laharana 936 amin’ny Katesizy

Ny Tompo no nanao an’i Md Piera ho fanorenana hita maso ny Fiangonany. Nomeny azy tamin’izany ny fanalahidy. Ny Evekan’ny Fiangonan’i Rôma, dimbin’i Md Piera, no “filohan’ny Fiombonam-piadidian’ireo Eveka, Vikeran’i Kristy ary Mpitondra ny Fiangonana manontolo eto amin’ity tany ity”[490].

Loharano ôfisialy ↗