Ny fikambanana tsy relijiozy

Laharana 928 amin’ny Katesizy

“Ny fikambanana tsy relijiozy dia fikambanan’ny fanokanam-piainana izay ao ny mpino miaina eo amin’izao tontolo izao no miezaka ho amin’ny fahalavorariam-pitiavana sy mikely aina handray anjara indrindra avy ao anaty amin’ny fanamasinana an’izao tontolo izao”[480].

Loharano ôfisialy ↗