Ny hevi-pinoana mihoatra ny fahatakaran-tsain’olombelona

Laharana 92 amin’ny Katesizy

“Tsy mety ho diso amin’ny finoana, ny fitambaramben’ny mpino (…), ary mampiseho izany sàtany izany amin’ny alalan’ny hevi-pinoana mihoatra ny fahatakaran-tsain’olombelona, izay an’ny vahoaka manontolo "manomboka amin’ny Eveka ka hatramin’izay farany amin’ireo mpino lahika", rahefa milaza ny faneken’ny daholobe ny marina momba ny finoana sy ny fomba fiainana amam-pitondran-tena izy”[78].

Loharano ôfisialy ↗