Ny adidy aman’andraikitra hitondra

Laharana 894 amin’ny Katesizy

“Ireo Eveka no mitantana ny Fiangonan’izy ireo eo an-toerana toy ny vikera sy masoivohon’i Kristy amin’ny alalan’ny torohevitr’izy ireo, ny fandrisihan’izy ireo, ny oha-piainan’izy ireo, nefa koa amin’ny alalan’ny fahefan’izy ireo sy amin’ny alalan’ny fampiasana ny fahefana masin’izy ireo”[423], izay tokony ho ampiasain’izy ireo ho amin’ny hatsaram-pitondran-tena, ao anatin’ny toe-tsaim-panompoana izay an’ny Tompon’izy ireo[424].

Loharano ôfisialy ↗