Ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana

Laharana 87 amin’ny Katesizy

Ny mpino, eo am-pahatsiarovana ny tenin’i Kristy tamin’ny apôstôliny hoe : “Izay mihaino anareo, mihaino Ahy” (Lk 10,16)[73], dia mandray amim-pankatoavana ny fampianarana sy ny torolalana izay omen’ny mpitondra azy ireo amin’ny endrika samy hafa.

Loharano ôfisialy ↗