Ny Fiangonana sy ny tsy kristianina
Laharana 841 amin’ny Katesizy
Ny fifandraisan’ny Fiangonana amin’ny Silamo. “Ny fandaharam-pamonjena, dia natao hiarovana ihany koa ireo izay miaiky ny Mpahary, ka voalohany amin’izany ny silamo izay manambara ampahibemaso fa mitana ny finoan’i Abrahama, mitsaoka miaraka amintsika an’Ilay Andriamanitra tokana, mpamindra fo, mpitsara ny olombelona amin’ny farandro”[326].