Iza no anisan’ny Fiangonana katôlika ?

Laharana 836 amin’ny Katesizy

“Ho amin’ny firaisana katôlikan’ny Vahoakan’Andriamanitra (…) no iantsoana ny olombelona rehetra ; ao amin’io firaisana amin’ny endrika samihafa na andaminany azy io, ny mpino katôlika, sy ireo hafa izay manana finoana ao amin’i Kristy, ary farany ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka, no antsoin’ny fahasoavan’ Andriamanitra ho amin’ny famonjena”[318] :

Loharano ôfisialy ↗