“Amin’io Vatana io, iKristy no Loha”

Laharana 794 amin’ny Katesizy

Izy no mitsinjo ny fitomboantsika[228]: Mba hampitombo antsika mankany Aminy, Lohantsika[229], dia nalamin’i Kristy ao amin’ny Fiangonana - Vatany,  ireo fanomezana sy ireo fanompoana ifanampiantsika eny an-dàlam-pamonjena.

Loharano ôfisialy ↗