Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana

Laharana 746 amin’ny Katesizy

Tamin’ny Fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona i Jesoa no nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy ao amin’ny voninahitra[115]. Avy amin’ny Hafenoany no androtsahany ny Fanahy Masina ao amin’ny Apôstôly sy ny Fiangonana.

Loharano ôfisialy ↗