Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana
Laharana 743 amin’ny Katesizy
Hatramin’ny fanombohana ka hatramin’ny fahataperan’ny fotoana, rahefa maniraka ny Zanany Andriamanitra, dia maniraka lalandava ny Fanahiny koa : iraisana sy tsy azo sarahina ny fanirahana Azy ireo.