Ny Fon’ny Teny tonga nofo

Laharana 481 amin’ny Katesizy

Manana fomba aman-toetra roa i Jesoa-Kristy, dia ny maha-Andriamanitra sy ny maha-olombelona, tsy mifangaro, fa miray ao amin’ ny maha-Olona tokan’ny Zanak’Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗