IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy”

Laharana 419 amin’ny Katesizy

“Tanantsika àry, miaraka amin’ny Kônsilin’i Trente, fa nolovàna miaraka amin’ny fomba aman-toetra maha-olombelona ny olombelona ny fahotana tamin’ny fototra, “tsy tamin’ny fakàna tahaka”, fa “tamin’ny fielezana”, ka araka izany, “samy niharany ny isam-batan’olona”.”[326]

Loharano ôfisialy ↗