IV. Ny olombelona tao am-Paradisa

Laharana 381 amin’ny Katesizy

Voatendry mialoha ny olombelona, hanahaka ny endriky ny Zanak’ Andriamanitra tonga olombelona - “endrik’ilay Andriamanitra tsy hita maso”(Kôl 1,15), mba ho Lahimatoa maro zandry i Kristy[269].

Loharano ôfisialy ↗