Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy

Laharana 323 amin’ny Katesizy

Miasa amin’ny asa amam-pihetsiky ny zavaboary koa ny fitahian’ Andriamanitra. Omen’Andriamanitra fahazoana miara-miasa an-kalalahana amin’ny fandaharany ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗