Tenim-boninahitra farany
Laharana 2862 amin’ny Katesizy
Ny fangatahana fahadimy no mitalaho ny famindram-pon’Andriamanitra noho ny fahotantsika, izay tsy ho afaka haninteraka ao am-pontsika raha tsy mahay mamela ny fahavalontsika isika, amin’ny oha-piainana sy miaraka amin’ny fanampian’i Kristy.