Tenim-boninahitra farany
Laharana 2860 amin’ny Katesizy
Amin’ny fangatahana fahatelo, mangataka amin’ny Raintsika isika hampiray ny sitrapontsika amin’ny an’ny Zanany mba hanatanteraka ny fandaharam-pamonjeny eo amin’ny fiainan’izao tontolo izao.