“Ary rahefa vita ny vavaka, hoy Ianao hoe : Amen, amin’ny fanaovana sonia fanamarinana ny sonia vita rahateo amin’ny alalan’io Amen io, izay midika hoe : “Ho tanteraka tokoa anie izany”[152] izay raketin’ny vavaka nampianarin’Andriamanitra antsika”[153].
FAMINTINANA