IV. “Izay any an-danitra”
Laharana 2801 amin’ny Katesizy
Amin’ny fiantsoana hoe “Rainay” no italahoantsika ny Fanekem-pihavanana Vaovao ao amin’i Jesoa-Kristy, ny fiombonana amin’ny Trinite Masina ary ny fitiavan’Andriamanitra izay manerana ny lafy valon’ny tany, amin’ny alalan’ny Fiangonana.