IV. “Izay any an-danitra”

Laharana 2799 amin’ny Katesizy

Mampiombona antsika amin’ny Ray sy amin’i Jesoa-Kristy Zanany, ny vavaky ny Tompo. Mampiseho amin’ny tenantsika ny maha-isika antsika koa ny vavaky ny Tompo[54].

Loharano ôfisialy ↗