Ny misterin’ny toa fahalemen’Andriamanitra
Laharana 278 amin’ny Katesizy
Raha tsy mino fa Mahefa ny zavatra rehetra ny fitiavan’Andriamanitra, atao ahoana no fino fa ny Ray no afaka mampisy antsika, ny Zanaka no manavotra antsika, ny Fanahy Masina no manamasina antsika ?